Fakan- kevitra momba ny fanitsiana ny lalànan’ny serasera : nitohy tao Antsirabe

0

Tao Antsirabe no nanohizana ny fakan- kevitra isam- paritany momba ny fanitsiana ny lalànan’ny serasera eto Madagasikara omaly. Ny hevitry ny mpanao gazety no nohenoina ho entina manatsara sy mandrafitra ny lalanan’ny serasera izay hifehy azy ireo.