Fakana ankeriny : olona 6 no nalaina ambavany.

0

Olona 6 no nalaina am-bavany taorian’ny tranga fakana an-keriny an’ilay tompon’ny Pharmacie Principale antsoina hoe Sabir Molou teo anoloan’ny trano fonenany ny sabotsy lasa teo. Na izany aza, tokony hametraka fitoriana ny fianakaviany hoy ny mpitandro filaminana izay nanamafy fa mitohy hatrany ny fanadihadiana momba io fakana an-keriny io.