Fako Antananarivo renivohitra

0

Misy fomba fiasa tsy mety ary mifanilika andraikitra ny SAMVA sy ny ministeran’ny rano ny fidiovana sy ny fanadiovana hoy ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta, na dia efa samy nomena baiko hanala ireo fako miparitaka eto Antananarivo renivohitra. Dabam-pako amin’ny faritra maro no tsy misy maka ao anatin’ny 2 na 3 volana.