Fako mivangongo : tsy misy mandray fepetra ny tomponandraikitra voakasika

0

Herinandro maro, mijanona misavovona hatrany ny fako eto Antananarivo renivohitra. Tsy misy hatreto ny fandraisana fepetra ary saika mifanilika andraikitra hatrany ny tomponandraikitra voakasika.