Faktioran’ny Jirama : fomba fiasa no mahatonga ny fikorontanana

0

Ny fanavaozana ny fomba fiasa eo anivon’ny orinasa Jirama no mahatonga ny fikorontanana amin’ny fitsinjarana ireo faktiora eto Antananarivo hoy ny tomponandraikitra eo anivon’ny Jirama. Tsy fantatra kosa hatreto ny fotoana hiverenan’izany amin’ny laoniny.