Manoloana ny fahatapahan’ny rano lavareny eny amin’ny faritra avo eto Andrenivohitra, nisy ny fepetra vonjimaika noraisina manoloana izany ho entina hamahana ny olan’ny mpanjifa. Aorian’zany hiroso amin’ny fanatsarana ny orinasa jirama.