Accueil Société Famatsian-drano : 180 000 dollars no natokan’ny Unicef hampiasaina eto an-drenivohitra

Famatsian-drano : 180 000 dollars no natokan’ny Unicef hampiasaina eto an-drenivohitra

0
Famatsian-drano : 180 000 dollars no natokan’ny Unicef hampiasaina eto an-drenivohitra

Nofaritana ho 1 Ariary ny litatry ny rano manerana ny paompy eto andrenivohitra mandritra ny 3 volana. Fiarahamiasan’ny minisiteran’ny rano, ny kaominina Antananarivo ary ny Unicef anatin’ny ady amin’ny Covid-19. Mitentina 180 000 Dollars ny vola natokan’ny Unicef amin’izay ka manodidina ny 5 hetsy ny mpisitraka.