Famatsiana solika : mbola nisy ny filaharana eny amin’ny mpaninjara

0

Mbola nahitana filaharana vitsivitsy ny toby mpamatsy solika tamin’ity androany ity raha ny zava-nisy teto andrenivohitra. Ny fahamaroan’ny olona manjifa nohon’ny fahatahorana ny amin’ny tsy fisian’ny lasantsy no antony tsy nampaharaka ny lasantsy tato anatin’ny roa andro izay.