Accueil Politique Famerenana ny « Iles Eparses » : hisy kaomisona hatsangana

Famerenana ny « Iles Eparses » : hisy kaomisona hatsangana

0
Famerenana ny « Iles Eparses » : hisy kaomisona hatsangana

Hijery vahaolana mikasika ny fitantanana ny Iles Eparses ny Firenena Malagasy sy ny Firenena Frantsay araka ny nivoitra androany nandritry ny fihaonan’ny filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara, sy ny Filohampirenena Frantsay. Ankilany, nambaran’ny Filoha Emmanuel Macron fa hiamafy ny fiarahamiasan’ny firenena 2 tonta.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici