Fametrahana ny HCJ : kobaka am-bava fotsiny ihany

0

Fampanantenana pokaty. Fehin’ny fampanantenana nataon’ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina amin’ny vahoaka malagasy. Na eo amin’ny resaka sosialy izany na ara-toekarena fa indrindra eo amin’ny lafiny politika. Porofo mivaingana amin’izany ny fametrahana ny rafi-panjakana HCJ. Hiverenantsika ato anatin’ity fanadihadiana ity ny mikasika izay.