Accueil Economie Famokarana mifamatotra amin’ny tsena : fanoitra ho an’ny asa fihariana.

Famokarana mifamatotra amin’ny tsena : fanoitra ho an’ny asa fihariana.

0
Famokarana mifamatotra amin’ny tsena : fanoitra ho an’ny asa fihariana.

Misedra olana ny seha-pihariana landy amin’izao fotoana. Antony, mihavitsy ny landibe ary tsy maharaka ny filan’ireo mpanao asa tanana. Ilaina ny fiaraha-mientan’ny hahafahana mitahiry sy mampitombo ireo akora fototra hoy ny eo anivon’ny ministeran’ny fiompiana sy ny fambolena ary ny jono.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici