Accueil Société Famokarana Oxygène : tokony hirosoan’ny fitondram-panjakana

Famokarana Oxygène : tokony hirosoan’ny fitondram-panjakana

0
Famokarana Oxygène : tokony hirosoan’ny fitondram-panjakana

Tokony hirosoan’ny fanjakana ny fananganana orinasa mamokatra oxygène ilaina eny anivon’ny tobim-pahasalamana raha ny fanahoan-kevitr’ireo mpitsabo androany. Ahiana tsy aharaka ny filana ny oxygène misy ankehitriny raha toa ka mitombo ny isan’ireo marary mafy noho ity valan’aretina Cronavirus ity raha ny fanazavana.