Accueil Société Famongorana halatr’omby any Mitsinjo : miditra an-tsehatra ireo vahoaka

Famongorana halatr’omby any Mitsinjo : miditra an-tsehatra ireo vahoaka

0
Famongorana halatr’omby any Mitsinjo : miditra an-tsehatra ireo vahoaka

Miditra an-tsehatra manoloana ny ady atao amin’ny tsy fandriampahalemana indrindra fa ny ady amin’ny halatr’omby any amin’ny Distrikan’i Mitsinjo ireo vahoaka sy ny tompon’andraikitra eny anivon’ny fokontany amin’izao fotoana izao. Omby 10 mahery no tafaverina amin’ny tompony ary jiolahy 2 no voasambotra tany an-toerana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici