Accueil Société Famotsiam-bola eto Madagasikara : miliara maro ny vola voakasiky ny fanadihadiana

Famotsiam-bola eto Madagasikara : miliara maro ny vola voakasiky ny fanadihadiana

0
Famotsiam-bola eto Madagasikara : miliara maro ny vola voakasiky ny fanadihadiana

Nitombo 50% mahery raha oharina ny taona 2016 ny raharaha famotsiam-bola nalefan’ny teo anivon’ny SAMIFIN na ny Sampandraharaha Malagasy Iadiana amin’ny Famotsiambola eny amin’ny fitsarana. Tsy misy tamin’ireo voarohirohy tamin’ny raharaha maro ireo anefa no voasazin’ny lalàna hatreto.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici