Accueil Economie Famotsim-bola : raharaham-barotra no ahitana tranga be indrindra

Famotsim-bola : raharaham-barotra no ahitana tranga be indrindra

0
Famotsim-bola : raharaham-barotra no ahitana tranga be indrindra

Mbola anatin’ireo firenena arahi-maso hentitra na anaovana  suivi renforcé i Madagasikara momba ny ady manoloana ny famotsim-bola, kolikoly, ary ny fanodikodinam-polam-panjakana. Raharaham-barotra, izay ny 40% mifandray amin’ny resaka fandoavan-ketra no anaovan’ny SAMIFIN fanadihadiana ankehitriny. Maro ny ezaka tsy maintsy atao hanamafisana ny ady atao. Nisy androany ny fiofanana ireo mpisehatra niarahana tamin’ny COMESA.