Fampandrosoana an’i Madagasikara : tetikasa maro no hotanterahina

0

Mitohy ny asa fanatanterahana ny politikam-panjakana ankapobeny. Isan’izany ny famerenana amin’ny tanjany ny zotran-dalamby mampitohy an’I Manakara sy Fianarantsoa na ny FCE. Lokomotiva 2 no ho tonga hanampy ny misy amin’izao fotoana hoy ny Filohan’ny Repoblika nandritry ny fandalovany tao Fianarantsoa.