Accueil Société Fampianarana sy fanabeazana : ho tohizana ny fanatsarana ny kalitao

Fampianarana sy fanabeazana : ho tohizana ny fanatsarana ny kalitao

0
Fampianarana sy fanabeazana : ho tohizana ny fanatsarana ny kalitao

Zava-dehibe ny fiaraha-miasa amin’ny fanjakana sy ny sehatra tsy mainkina eo amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny fanabeazana. Maro anefa ankehitriny no mbola tsy mahazo ny votoatin’ny PSE amin’ny maha teti-pivoarana hanatsarana ny fanabeazam-pirenena eto Madagasikara azy. Nitondra fanazavana mahakasika izany ny Sekretera Jeneralin’ny ministera androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici