Fampielezankevitra eto Madagasikara : fampiderana vola fotsiny

0

Ny maha lahara-pahamehana ny fanarahana ny fampielezankevitry ny kandida rehefa fotoam-pifidianana.Izay indray ny lohahevitry ny fanadihadiana niarahan’ny Agence Capsule sy ny Kolo TV / Fm. Ilain’ny mpifidy ny manaraka azy ireny amin’ny antsipirihiny mba ahafahana manao ny safidy raha ny fanazavana azo.