Fampiharana ny lalànan’ny fifaninanana : antoky ny fivoaran’ny toekarena

0

Antoky ny fivoaran’ny toekarena ny fampiharana amin’ny tokony ho izy ny lalànan’ny fifaninana eo amin’ny sehatra ara-barotra. Mbola maro amin’ireo mpandraharaha anefa no tsy mampihatra izany raha ny fanazavan’ny tomponandraikitra eo anivon’ny filankevitry ny fifaninanana.