Fampiofanana FES : navoaka omaly ireo mpanao gazety 10

0

Mpanao gazety miisa 10 no navoaka tamin’ny fomba ofisialy omaly maraina taorian’ny fahavitam-piofanana. Fiofanana ho an’ny mpanao gazety tanora izay nokarakarain’ny FES tamin’ity taona 2018 ity izay andiany faha 6. Anisan’ny mpandray anjara tao anatin’izany moa ny mpanao gazetin’ny kolo tv fm izay teo amin’ny laharana faha 3.