Fampiofanana ho « Assistant d’Architecte » : hanomboka etsy amin’ny IST Ampasampito

0

Isany lalam-piofanana vitsy mpanao eto Madagasikara ny lalam-piofanana mamoaka architecte sy assistant architecte. Vokatry ny fiarahamiasan’ny fanjakana amin’ny architecte belge , hanomboka amin’ity taom-pianarana vaovao ity etsy amin’ny IST Ampasampito ny lalam-piofanana ahatonga ho assistant d’ architecte. Mpianatra manodidina ny 20 no hisitraka izany.