Accueil Société Fampitaovana ny tafika sy famerenana ny filaminana : hamerina indray ny hasin’ny tafika Malagasy

Fampitaovana ny tafika sy famerenana ny filaminana : hamerina indray ny hasin’ny tafika Malagasy

0
Fampitaovana ny tafika sy famerenana ny filaminana : hamerina indray ny hasin’ny tafika Malagasy

Tafapetraka avokoa ankehitriny ireo faritra laharam-pahamehana amin’ny fampandriana fahalemana ambanivohitra na ny ZRPS ( Zone rurale prioritaire de sécurité) manerana an’i Madagasikara. Nanolotra fitaovana maro toa ny angidimby entina hiadiana amin’ny asan-dahalo sy hamonjena ny mponina amin’ny mety ilana azy rehetra, akanjo fiaro amin’ny bala, ary masolavitra mahita alina, tao amin’ny tobin’ny vondrona iraisam-piadidiana tao Ihosy ny filohan’ny Repoblika androany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici