Fanabeazana olompirenena vanona : mbola lavitra ny ezaka

0

Mbola lavitra ny ezaka ho an’i Madagasikara eo amin’ny fanabeazana olompirenena. Maro amin’ireo olompirenena nanaovana fanadihadiana no tsy mahalala ny zo sy ny adidiny ho an’ny tanindrazana.