Accueil Société Fanadinana CEPE : 69% ny taham-pahafana teto Antananarivo renivohitra

Fanadinana CEPE : 69% ny taham-pahafana teto Antananarivo renivohitra

0
Fanadinana CEPE : 69% ny taham-pahafana teto Antananarivo renivohitra

Tafiakatra 69% ny taham-pahafana nandritra ny fanadinana CEPE teto an-drenivohitra tamin’ity taona ity raha toa ka 67% izany tamin’ny taona lasa. Nihatsara araka izany ny vokam-panandinana CEPE 2020 teto an-drenivohitrana na teo aza ny fisihan’ny Covid-19.