Fanadinana CEPE : nizotra araky ny tokony ho izy

0

Tontosa tam- pilaminana ny fananadinana CEPE izay notanterahina ny tontolo andro androany Talata faha 27 aogositra manerana an’ i Madagasikara. Saika tsy nahitana olana avokoa ny foibem- panadinana rehetra. Tany Toamasina no nanokafana izany tamin’ny fomba ofisialy ny maraina teo izay natrehin’ny minisitry ny fanabezampirenena.