Fanadiovana lakan-drano : tsy misy fandraisana andraikitry ny CUA

0

Nandray ny andraikiny nanadio ny « Canal Secondaire » ny fokonolona tao amin’ny fokontany Antohamadinika tamin’ity androany ity. Antony, tato anatin’ny dimy taona farany, tsy nanadio izany ny kaominina Antananarivo renivohitra na teo aza ny antso sy ny fitarainana nataon’ny mponina.