Accueil Société Fanadiovana lakandrano : tsy manao ny asany ny CUA

Fanadiovana lakandrano : tsy manao ny asany ny CUA

0
Fanadiovana lakandrano : tsy manao ny asany ny CUA

Tsy mandeha araka ny tokony ho izy ny fanadiovana ny lakandrano C3 etsy Ambodin’Isotry. Raha mivangongo ny fako ary manentsina ny lakandrano, tsy hita taratra ny fandraisan’andraikitra ny kaominina hatrizay, hoy ireo mponina. Ankoatran’ny asa nataon’ny SOGEA farany teo, tsipaipaika ny mponina miampy ny RF2 arak’izany no niantoka ny fanadiovana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici