Accueil Société Fanadiovana – Tatatra Anosibe : mitazam-potsiny ny CUA nandritra ny 2 taona

Fanadiovana – Tatatra Anosibe : mitazam-potsiny ny CUA nandritra ny 2 taona

0
Fanadiovana – Tatatra Anosibe : mitazam-potsiny ny CUA nandritra ny 2 taona

Mitazam-potsiny ny fanadiovana ny tatatra fivoahan-drano eny ANOSIBE ny kaominina Antananarivo Renivohitra nandritra ny 2 taona mahery izao. Ny fokontany tamin’ny alalan’ny rafitra RF2 hatrany no nisahana ny fananadiovana hatrizay.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici