Fanafihana Ambohimanambola : jiolahy 2 no maty voatifitra.

0

Tamin’ny 01 ora sy fahefany teo ho eo, andiana lehilahy miisa 04 no nanantona sy nanambana basy ary nibosesika hiditra tao anatin’ny fiaraben’ny BRINKS izay handeha hanao chargement an’ny DAB BNI teo amin’ny niveau Jovena Amoronakona by pass. Lavon’ny mpitondro filaminana ny 02 tamin’ireo Jiolahy.

REPONDRE

Please enter your comment!
Please enter your name here