Fanafihana fiarabe teny Iavoloha : voasambotra ireo olon-dratsy

0

Miaramila amperin’asa miisa telo ary zandary efa voaroaka iray no isan’ireo atidoha nikotrika ny fanafihana ny fiarabe iray nitondra sigara teny Iavoloha ny 20 Novembre lasa teo, efa voasambotry ny mpitandro filaminana misahana ny ny heloka bevava na ny Section des Recherches Criminelles izy ireo ary natolotra ny fampanovana androany.