Accueil Société Fanajariana sahandriaka tany Sahanonoka Andekaleka : tontosa tamin’ny Alakamisy faha-4 oktobra

Fanajariana sahandriaka tany Sahanonoka Andekaleka : tontosa tamin’ny Alakamisy faha-4 oktobra

0
Fanajariana sahandriaka tany Sahanonoka Andekaleka : tontosa tamin’ny Alakamisy faha-4 oktobra

Tontosa tany Sahanonoka Kaominina Andekaleka Disitrikan’i Brickaville tamin’ny Alakamisy faha-4 oktobra lasa teo ny fanajariana ny sahandriaka na ny « bassin versant ». Ity sahandriaka ao Sahanonoka ity dia isan’ireo sahandriaka mitoetra ambonin’ny barazin’Andekaleka, izay mamatsy rano ny milina mpamokatra herinaratry ny JIRAMA ao Andekaleka

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici