Fanakatonana ny lisea St Vincent de Paul Ambatonilita : manohitra hatramin’ny farany ireo ray aman-dreniny

0

Tohin’ny raharaha fanakatonana ny lisea saint Vincent de Paul Ambatonilita. Manamafy ny fanoherana hatramin’ny farany ireo ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpitantana ny sekoly ary miantso ny fijeren’ireo tomponandraikitra isan-tsokajiny ity raharaha ity