Fanambadian’ny ankizy lahy tsy ampy taona : laharana faha-3 i Madagasikara

0

Eo amin’ny laharana fahatelo amin’ireo firenena 82 nanaovana fanadihadiana i Madagasikara, mikasika ny ankizy lahy tsy ampy taona miditra amin’ny fanambadiana, araka ny antontan’isa navoakan’ny UNICEF. Anton’ny firoboroboan’izay ny fahantrana . Fanadihadiana.