Fanamboaran-dàlana Androndra sy sampanana Andranonahoatra : miroso ny asa

0

Araka ny efa notanterina teto amin’ny fampalalam-baovao, ary tafiditra anatin’ny fanamboaran-dalana eto Andrenivohitra, ho tapahana anatin’ny fotoana fohy ny lalana eo amin’ny sampanana Andranonahoatra. Amin’izao fotoana izao, efa miroso ny fanatsarana ny sisin-dalana ireo manao ny fanamboarana