Fanamboaran-dalana Bealanana : manomboka ny asa

0

Manomboka ny asa fanamboaran-dalana any Bealanana amin’izao fotoana izao araky ny fampanantenana nataon’ny filohan’ny Repoblika . Ny farany herinandro teo no tonga nametraka ny vato fehizoro ny minisitry ny fanajariana ny tany, ny asa vaventy, ary ny toeram-ponenana.