Fanamboaran-dalana eto Analamanga : asan’ny fitondram-panjakana daholo

0

Asan’ny fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny MAHTP avokoa ireo fanamboaran-dalana mandeha eto Antananarivo amin’izao fotoana izao hoy ny talem-paritry ny fanajariana ny tany, ny toeram-ponenana ary ny asa vaventy eto amin’ny faritra Analamanga. Tsy misy ataona antoko politika na kaominina raha ny fanazavana hatrany.