Fanamboaran-dalana eto Antananarivo : ny fanjakana foibe no tompon’antoka

0

Ny fanjakana foibe no tompon’antoka amin’ny fanamboaran-dalana sy sisin-dalana eto Antananarivo amin’izao fotoana izao raha ny nambaran’ireo Ben’ny tanàna nanaovana fanadihadiana.Vinavinaina ho vita amin’ny volana Aogositra izao ny asa rehetra.