Fanamboarana fahitalavitra : mandeha ny tsena amin’izao

0

Ao anatin’ny fiadiana ny CAN 2019 isika izao, manohana ny ekipam-pirenena sy manaraka ireo lalao amin’ny fahitalavitra ny ankamaroan’ny Malagasy. Maro ireo olona mampamboatra fahitalavitra amin’izao fotoan’ny CAN izao.