Accueil Sport Fanamboarana ny kianja Barea : vita ny volana Jona izao ny tapany voalohany

Fanamboarana ny kianja Barea : vita ny volana Jona izao ny tapany voalohany

0
Fanamboarana ny kianja Barea : vita ny volana Jona izao ny tapany voalohany

Tetikasa goavana 2 hanamarika ny 5 taona voalohany hitondran’ny filoha Andry Rajoelina ny fanarenana ny Rovan’Antananarivo sy ny fanamboarana ny kianja Barea etsy Mahamasina. Taorian’ny fitsidihana ny Rova , nitsidika ny fizotry ny asa etsy Mahamasina ihany koa ny filoha. Ity farany izay nanamafy fa ho vita mialohan’ny 26 Jona izany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici