Accueil Société Fananan-tany : hatsaraina ny fahafahan’ny tompon’ny tany misitraka ny zony

Fananan-tany : hatsaraina ny fahafahan’ny tompon’ny tany misitraka ny zony

0
Fananan-tany : hatsaraina ny fahafahan’ny tompon’ny tany misitraka ny zony

Hatsaraina ny politikan’ny fananan-tany, ary jerena manokana ny lamina hapetraka ahafahan’ny tompon’ny tany misitraka ny zony, izay no nivoitra androany nandritry ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa momba ny fananan-tany, tontosaina etsy Anosy. Hisy manoloana io ny fanavaozana ny lalàna mifehy ny fananan-tany.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici