Fananganana ny Haute Cour de Justice: Tsy misy tohiny intsony taorian’ireo fifidianana nifanesy

0

Ny fananganana ny HCDDED no isan’ny mampikatso ny fananganana ny Haute Cour de Justice. Tomponandraikitra amin’izany ny filoham-pirenena satria ny solontenany ao anatin’io rafitra sisa manakana ny fijoroan’ny HCDDED.