Accueil Politique Fanaovana hosoka amin’ny fadin-tseranana: voatonona indray i Mbola Rajaonah

Fanaovana hosoka amin’ny fadin-tseranana: voatonona indray i Mbola Rajaonah

0
Fanaovana hosoka amin’ny fadin-tseranana: voatonona indray i Mbola Rajaonah

Orinasa maro an’I Mbola Rajaonah, mpanolotsaina manokan’ny filohampirenena teo aloha Rajaonarimampianina, no voasaringotra amin’ny resaka hosoka amin’ny fadintseranana. Manamafy ny ahiahy ireo lanjan’ny entana afarana izay hita ho mihoa-papana raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici