Accueil Politique Fanarahamaso sy fitsirihana ataon’ny OIF : tsy hisy fiantraikany amin’ny lisi-pifidianana

Fanarahamaso sy fitsirihana ataon’ny OIF : tsy hisy fiantraikany amin’ny lisi-pifidianana

0
Fanarahamaso sy fitsirihana ataon’ny OIF : tsy hisy fiantraikany amin’ny lisi-pifidianana

Tsy hisy fiantraikany amin’ny lisi-pifidianana sy ny fanatanterahana ny fifidianana filohampirenena ho avy izao ny fanarahamaso sy ny fitsirihana ataon’ny OIF eto madagasikara. Araka ny lalàna, ny faha-15 aprily lasa teo no efa nikatona ny lisi-pifidianana. Tsy misy azo kitihina intsony ny momba ny lisi-pifidianana taorian’izay raha ny fanazavana.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici