Fanariana fako etsy sy eroa : ilana fanabeazana olompirenena

0

Hafantarana ny fandrosoan’ny firenena iray ny fahadiovana misy ao aminy. NY mahakasika ny fanariana fako sy fanajana ny manodidina indray no nanaovan’ny Agence Capsule, izay miara-miasa amin’ny KOLO TV fanadihadiana. Tokony hiainga avy ao an-tokatrano ny fitaizana amin’ny fitandrona ny fahadiovana raha ny fanazavan’ny mpiantsehatra amin’ny RF2 eny anivon’ny fokontany.