Fanaterana antontan-taratasy – OVEC : mbola ambany ny taham-pahavitrihana ho an’ireo kandidà

0

3 Andro mialohan’ny hikaton’ny fahafahana manatitra ny antotan-taratasy firotsahan-kofidiana ho ben’ny tanàna sy ho mpanolo-tsaina eny anivon’ny OVEC, mbola ambany ny taham-pahavitrihana ho an’ireo kandidà, raha ny fanadihadiana natao androany.