Fanatsarana ny masomboly : mpitsirika sy mpanara-maso miisa 106 no nanao fianianana

0

Ho fanatsarana ny vokatra eto Madagasikara, mpitsirika sy mpanara-maso masomboly miisa 106 no nanatanteraka fianianana teny amin’ny fitsarana androany. Ny kalitaon’ny masomboly izay iankinan’ny fahafahana mamokatra bebe kokoa ary tsara kalitao.