Accueil Politique Fanavaozana ny fanabeazam-pirenena: atsahatra ny gaboraraka

Fanavaozana ny fanabeazam-pirenena: atsahatra ny gaboraraka

0
Fanavaozana ny fanabeazam-pirenena: atsahatra ny gaboraraka

Eo amin’ny tontolon’ny fanabeazam-pirenena , tokana ny hafatra napetraky ny minisitry ny fanabeazam-pirenena mpisolo toerana enti – manantanteraka ny vinan’ny filohan’ny repoblika. Atsahatra ny gaboraraka. Voakasik’izany manokana ny diplaoma sy ny fampidirana mpampianatra. Notontosaina omaly tany Mahajanga ny fametrahana tamin’ny fomba ofisialy ireo talem-paritry ny fanabeazam-pirenena tao amin’ny faritra Betsiboka, Boeny, Melaky ary Sofia.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici