Fandaharan’asa fanatanterahana ny « PGE » : natolotra ny Antenimierampirenena androany

0

Nahafa-po ny Solombavambahoaka ny fandaharan’asa fanatanterahana ny Politika ankapoben’ny fanjakana, izay natolotry ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta teny amin’ny Antenimierampirenena androany. Ny politika ankapoben’ny fanjakana ho an’ny taona 2019 – 2020 io nampahafantarina ny Solombavmbahoaka io.