Fandalovan’ny AVA : niakatra 33 ireo namoy ny ainy, ary 123 244 ireo traboina

0

Raha ny tatitra vonjimaika voaray omaly, vokatry ny fandalovan’ilay rivo-doza AVA, mahatratra 33 ireo namoy ny ainy ary mihoatry ny 123 244 ireo traboina. Miisa 77 ireo efitrano fianarana andraisana traboina ary 19 ireo tobim-pahasalamana simba tanteraka.