Accueil Société Fandoavan-ketra eto Madagasikara : hisy fanavaozana

Fandoavan-ketra eto Madagasikara : hisy fanavaozana

0
Fandoavan-ketra eto Madagasikara : hisy fanavaozana

Miakatra ny tahan’ny fandoavan-ketra eto Madagasikara saingy tsy mbola mahafa-po . Izay no fanazavan’ny tale jeneralin’ny hetra androany. Maro amin’ireo mpandraharaha no mbola ao anatin’ny tsy ara-dalàna. Hisy ny fanavaozana ho atao raha ny fanazavan’ny minisitry ny toekarena sy ny vola.

LAISSER UN COMMENTAIRE

S'il vous plaît entrez votre commentaire!
S'il vous plaît entrez votre nom ici